avatar
Your name :

or login

Add Song
New comments

Wada & Yoongs - Tsangory Mivadika

 
1
Copied!
Haaaaan
Alaiko fofona (hum sasa aaan)
Solution, résultat, opération

Googler le cherie, xenderer l'amour
(Omena ny antenne)

Avadibadio (avadibadio)
Avadibadio dia tsiritsirio zay vao mba validé (mba validé)

Asiko galona, galona, galona, galona
Galona kely dia mango ô

Tsangory mivadika aleo amin'izao ô
Na firy kilao ô ô ô
Zakako foana e e e

Tsakotsakoko eny ambony position
Manako ma basy e

Miara mirona, miara mi hum hum
Miara mirona, miara mi hum hum

Ny akoho lahy mitsoka mozika
Ny akoho vavy manao danser
Mi-lest
Manitsaka jojo
Azafady leroa

Efa mizigla be ny papango ô
Midina kely dia 61
4 feno sokosy e
Vitesse mampiantso vonjeo ô

Bolida Bolida tralala
Zany ny tsindrona makany mody e
Mamaaaay doudousy e

Tsakotsakoko eny ambony position
Manako ma basy e

Tsy à l'aise mintsy enao fa tsy ampy olana
Ampijaliana vao raikim-pitia
Matevitevenao aloha vao mati-kambo
Be nofinofy karama serum

Oay tezitezitra be matsikaiky e
Espèce de Luc Hervé
Tsy hoe voky avy any dia aty no handrezatra
Matoa voasarika malailay e
Tsangory mivadika aleo amin'izao ô
Na firy kilao ô ô ô
Zakako foana e e e

Tsakotsakoko eny ambony position
Manako ma basy e

Miara mirona, miara mi hum hum
Miara mirona, miara mi hum hum

Ny akoho lahy mitsoka mozika
Ny akoho vavy manao danser

Efa légalisé oa le taoka gasy fa le an... sisa e
MOLY MOLY MOLY!!

Trongiso amin'ny marary anazy
Trongiso amin'ny marary anazy
Trongisa aza mihainona (Bien joué)

Io horrera be iny no antsoiny hoe mon amour
Normal iny no manamora ny fiainany kosa fa oay lele

Pomme d'Adam ray kilao nefa tia miosotrosotra make up
Marikoriko ny kila oay lele (Tsy mi-concombre aminao o)
Orange Money ny an'olona nenao voasary (sady zay mbola lositra nefa)
Vao mananona kely eo ise tsy maintsy ho voasera
Vangoy (an an)

Tactile be cherie, tsisy code fa tonga dia ouille ah ah ah
(Ouille ah ouille ah ouille ah ouille ah ouille ah)

Aza mody vahiny aty an-tanin-kavana fa ho fatin'ny fahalalam-pomba e
Efa hoentiny be dia manompo anazy
Dia ompaompainy fa nahavita voady
Dia mbola eo ihany (dein, efa misy devolim-pitiavana mintsy)
Dia mbola eo ihaaaany eeee

Tsy potsaka kosa hono izy raha tsy kosokosehana
Fa izy hono tsy ampy ampy tosika
Ozy kala le tosika kely
Tsy ahazo ny tosika eto ivela fa ositra

Tsangory mivadika aleo amin'izao ô
Na firy kilao ô ô ô
Zakako foana e e e

Tsakotsakoko eny ambony position
Manako ma basy e

Miara mirona, miara mi hum hum
Miara mirona, miara mi hum hum

Ny akoho lahy mitsoka mozika
Ny akoho vavy manao danser

Hesohosen'i kala mandona
Raha tsy mahavita ny sitrapony aza avelana e
Maromaro tsy lany lainga fa mahasoa anao zany

Tonga mama dia mody marary (dia)
Rahampitso manao pardon
Tsisy tsy vitan'ny resaka moa ko
Resadresaka mahatonga dona e

Kapok'ampongan'ny tsy mahay e
Rehefa midoboka d'efa oui

Misokatra be oa ny fe
Sanatria misy fefena
Fa izay te hitsofoka dia mitsofoka
Mandram-pi posaka ny matingo ooo

Normaly izy marary (marary e)
Mila dokira
Tsondromy petao tsoboro
Dokotera daholo reo

Tsoboro tsoboro
Kendao kendao
Tsondromy tsondromy
Felao, sakao

Tongotra sakamalao ve tandremo manitsaka e (marary rty a)

Tsangory mivadika aleo amin'izao ô
Na firy kilao ô ô ô
Zakako foana e e e

Tsakotsakoko eny ambony position
Manako ma basy e

Miara mirona, miara mi hum hum
Miara mirona, miara mi hum hum

Ny akoho lahy mitsoka mozika
Ny akoho vavy manao danser

Kio kio kio tandremo lah
Kio kio kio tandremo lah

Tentiooon

SoundCloud:

edit soundcloud

YouTube:


More Wada & Yoongs lyrics

Wada & Yoongs

No Foto

Song Description

Biography

New Lyrics

Loveelose - Jennifers body 66,6% accurate | Текст песни
{Текст песни "Jennifersbody_66,6%_accurate"} {Интро: mozerhunt
PICAS - Promessas | Тexto
Ontem foi a última vez Pela quinta vez E eu já não conto a ninguém Porque sei que já
BANGSISTAM - Salvação Nula | Тexto
{Verso 1: Aerodeslizador} A sociedade, não, não há cidade Bombardeios e
Anthony Rocwel - Alloveru | Lyrics
Leave the past behind You can walk away Let it all go Give yourself a break
Anthony Very Virta - Острота дня | Текст песни
Кто это сказал? Ты кому думал это сказать? Это всё пока не то До сих пор не та
HELLER - RGB + MICROPHONE | Текст песни
Aye HELLER Noiiikk gang volume lyrical goth part 2 им всем п*здец уже априори Yeah
Allamedah - 4 AM | Lyrics
Couldn't hold and help myself But it's different now Oh it's different now
HELLER - TV $EX | Текст песни
I just wanna tv sex sell tv sex Она так любит Любит Любит Любит Любит
KA$H NARKO - Обезьяны [OG Version] | Текст песни
{Текст песни «Обезьяны»} {Интро: KA$H NARKO, INFRARED}