avatar
Your name :

or login

Add Song
New comments

Jalvic Meyo - Zava-mahagaga

 
0
Copied!
Zava-mahagaga – Official Lyrics :
1. Tsy haiko tantaraina ilay nomenao ahy, fa misaotra
Ny olana rehetra tiako fa ny anao kosa no, mihoatra
Fitiavana madio ny atsika na tao anatin’ny haizina
Na be ny fankampanahy ny tsara foana no tao an-tsainao
Voa fehinao mintsy ny tsara no hilazako azy
Tsy olo olompoana enao fa hitoeran’ny fanahy
Fikiriko mafy tsy hiala ataoko mariage euh !
Tazaomiko mafy satria efa anah
Ataoko am-pitiavana izay lazaiko androany
Misaotra anao zah nahavita niaritra indr2
Ny tantaram-pitiavako no ho tantaraiko
Rehefa mitovy amiko ilay zanatsika faha roa2
Ref1: Tsy haiko ny hitantara, lay nomenao ahy
Fitia fa tsy mba kafara, no niainako hantrizay

Efa anao irery zah ka avy mba fihino
Efa niandry anah hiova ianao fa ankehitriny aho zay vao mino
Voa hitsaka foana enao nefa kay tsy manan-tsiny
Mifalia dia mitraka fa neniko aza ny fahiny

2. Jamba loatra zah ka tsy mba nahatsapa ny fisianao
Efa niezaka nanolo aho fa tsy nety
Aleo avalona ny lasa fa ho soloina vaovao
Ho fety lava ndray netsika fa tsy akety
Mahagaga fa ianao ihany no maha-teny ahy
Na tsy tsy tiako aza lay ahintsy refa ndraindray
Hainao mihintsy ny mibedy tsy mba leo ahy (enao)
Tsampako hoe mamy hiova aho ny ditra koa ataoko ampy izay

Ref2. Tsy haiko ny hitantara, ilay nomenao ahy
Fitia fa tsy mba kafara, no niainako hantrizay
Tsy haiko ny hitantara, ilay nomenao ahy
Fitia fa tsy mba kafara, no niainako hantrizay

3. Tsy mbola indroa2 naditra kanefa voavela foana
Zanak’Andriamanitra ianao, ka tsy mba nivoana
Ny ditra rehetra efa hita, tsisy soa zavam-poana
Aza mahatoky aho hoe hiova fa ho hitanao eo foana
Mahagaga fa mitodika ny saiko aminao
Tsy tonga lafatra enao fa olon’ny fanahy
Efa nenina no miandry ahy, ra hoe miala aminao
Tazomiko mafy satria efa natao ho ahy
Ref3. Tsy haiko ny hitantara, ilay nomenao ahy
Fitia fa tsy mba kafara, no niainako hantrizay
Tsy haiko ny hitantara, ilay nomenao ahy
Fitia fa tsy mba kafara, no niainako hantrizay
Euh !!

SoundCloud:

edit soundcloud

YouTube:


More Jalvic Meyo lyrics

Jalvic Meyo

Jalvic Meyo

Song Description

Biography

Ny tiako holazaina dia ny zavatra iray toriako foana, ary lazaiko amin'ny olona manodidina ahy foana, na ankizy kely noho izaho aza, dia ny maneho ny zava-drehetra ary miteny zavatra tsy misy dikany. Na dia toa hafahafa aza izany, fa ny zava-drehetra, ary izay mahafantatra ahy dia afaka manome antoka ahy amin'izany, izay rehetra nitranga, efa noteneniko ny fisiany. Nieritreritra momba izany aho, niasa tamin'izany aho, ary nitranga izany. . Nifindra tany Ambositra aho. Efa hatramin’ny fahazazako no naniry hanao izany. Ary ireo zavatra rehetra nofinofiko ireo fony aho mbola kely dia manomboka tanteraka amin'ny farany.

New Lyrics

Pain Teens - Unthinkable | Lyrics
{Verse 1} Somehow, it seems unthinkable To clean dying off To make way for
Pain Teens - Hands In Fire | Lyrics
Grim visits {?} Cut your way through it Sit around the fiery cross Swallow
JIRO THA PLUG - WHATEVER YOU HERE FOR | Lyrics
{Intro} Ooh-uh, ooh-uh Ooh-uh, ooh-uh Ooh-uh, ooh-uh Ooh-uh,
MC Chief - Hot Spot | Lyrics
Yo party people, we're back again To rock your body without no end I'm the MC
Ежемесячные - в новом году есть риск скрестить струи | Текст песни
{Интро: Скит, Fallen MC, Слава КПСС} Йоу, йоу, йоу. Страх приходит зимой, (Валентин
не выкупаю - Красные волосы | Текст песни
{Текст песни «Красные волосы»} {Припев} Твои красные волосы
ZAYN - Lied To | Lyrics
{Intro} I've been lied to all my life I've been lied to all my life
ZAYN - In The Bag | Lyrics
{Intro} Bag I'm gonna play hard I can't tell the difference
Kambiz - Elme Eshgh | Lyrics (fa)
خوش آمد گل وز آن خوش‌تر نباشد که در دستت به جز ساغر نباشد زمان خوش‌دلی دریاب و در یاب